plt_tn/num/05/11.md

12 lines
573 B
Markdown

# Raiso hoe mivadika ny vadin-dralehilahy ary manota amin'ny vadiny
Io dia zavatra izay mety hitranga. Lazain'i Yaveh amin'i Mosesy izay hatao raha mitranga izany.
# mivadika ny vadin-dralehilahy
Midika io fa miala aminy izy ary tsy mahatoky aminy. DH: "ny vadin-dralehilahy dia tsy mahatoky"
# manota amin'ny vadiny
Midika izany fa tsy mahatoky amin'ny vadiny izy ary manota aminy amin'ny fandriana miaraka amin'ny lehilahy hafa. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "nanota tamin'ny vadiny tamin'ny nandriany niaraka tamin'ny lehilahy hafa"