plt_tn/num/05/11.md

573 B

Raiso hoe mivadika ny vadin-dralehilahy ary manota amin'ny vadiny

Io dia zavatra izay mety hitranga. Lazain'i Yaveh amin'i Mosesy izay hatao raha mitranga izany.

mivadika ny vadin-dralehilahy

Midika io fa miala aminy izy ary tsy mahatoky aminy. DH: "ny vadin-dralehilahy dia tsy mahatoky"

manota amin'ny vadiny

Midika izany fa tsy mahatoky amin'ny vadiny izy ary manota aminy amin'ny fandriana miaraka amin'ny lehilahy hafa. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "nanota tamin'ny vadiny tamin'ny nandriany niaraka tamin'ny lehilahy hafa"