plt_tn/num/04/31.md

582 B

Izao no andraikitr'izy ireo

Ny "Izao" dia manondro izay holazain'i Yaveh manaraka.

ny faladian'ireo, ireo tsatokany, ary ireo tadiny, miaraka amin'ireo fitaovany rehetra

Eto ny hoe "ireo" dia manondro ireo tsangantsangan'ny kianja.

ny hidin'izany, ireo andry, ary ireo faladia...ary ireo tadiny

Ireo dia ampahan'ny rafitry ny tabernakely rehetra. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 4:31 io anaran-dehilahy io.

Tanisao araka ny anarana ireo fanaka izay tsy maintsy entin'izy ireo

"Tanisao araka ny anaran'ny lehilahy tsirairay avy ireo zavatra tsy maintsy entina"