# Izao no andraikitr'izy ireo Ny "Izao" dia manondro izay holazain'i Yaveh manaraka. # ny faladian'ireo, ireo tsatokany, ary ireo tadiny, miaraka amin'ireo fitaovany rehetra Eto ny hoe "ireo" dia manondro ireo tsangantsangan'ny kianja. # ny hidin'izany, ireo andry, ary ireo faladia...ary ireo tadiny Ireo dia ampahan'ny rafitry ny tabernakely rehetra. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 4:31 io anaran-dehilahy io. # Tanisao araka ny anarana ireo fanaka izay tsy maintsy entin'izy ireo "Tanisao araka ny anaran'ny lehilahy tsirairay avy ireo zavatra tsy maintsy entina"