plt_tn/num/04/31.md

16 lines
582 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izao no andraikitr'izy ireo
Ny "Izao" dia manondro izay holazain'i Yaveh manaraka.
# ny faladian'ireo, ireo tsatokany, ary ireo tadiny, miaraka amin'ireo fitaovany rehetra
Eto ny hoe "ireo" dia manondro ireo tsangantsangan'ny kianja.
# ny hidin'izany, ireo andry, ary ireo faladia...ary ireo tadiny
Ireo dia ampahan'ny rafitry ny tabernakely rehetra. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 4:31 io anaran-dehilahy io.
# Tanisao araka ny anarana ireo fanaka izay tsy maintsy entin'izy ireo
"Tanisao araka ny anaran'ny lehilahy tsirairay avy ireo zavatra tsy maintsy entina"