plt_tn/num/04/29.md

497 B

ireo taranak'i Merary

Io dia manondro ireo lehilahy irery ihany. DH: "ireo lahy taranak'i Merary"

Merary

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io.

mandahatra azy ireo

"mitanisa azy ireo"

telopolo taona...dimampolo taona

"30 taona...50 taona"

hanatevin-daharana ny antoko sy hanompo ao amin'ny trano-lay fihaonana

Ny teny hoe "antoko" dia manondro ny vahoaka sisa miasa ao amin'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 4:1.