plt_tn/num/04/29.md

20 lines
497 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo taranak'i Merary
Io dia manondro ireo lehilahy irery ihany. DH: "ireo lahy taranak'i Merary"
# Merary
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io.
# mandahatra azy ireo
"mitanisa azy ireo"
# telopolo taona...dimampolo taona
"30 taona...50 taona"
# hanatevin-daharana ny antoko sy hanompo ao amin'ny trano-lay fihaonana
Ny teny hoe "antoko" dia manondro ny vahoaka sisa miasa ao amin'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 4:1.