# ireo taranak'i Merary Io dia manondro ireo lehilahy irery ihany. DH: "ireo lahy taranak'i Merary" # Merary Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io. # mandahatra azy ireo "mitanisa azy ireo" # telopolo taona...dimampolo taona "30 taona...50 taona" # hanatevin-daharana ny antoko sy hanompo ao amin'ny trano-lay fihaonana Ny teny hoe "antoko" dia manondro ny vahoaka sisa miasa ao amin'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 4:1.