plt_tn/num/04/07.md

28 lines
883 B
Markdown

# ny mofon'ny fanatrehana
Io mofo io dia manambara ny fanatrehan'i Yaveh. DH: "ny mofon'ny fanatrehan'i Yaveh"
# tsy maintsy mametraka...eo ambonin'izany
Eto ny hoe "izany" dia manondro ny lamba manga.
# ireo lovia boribory, ary siny fandrarahana
Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "ireo lovia jobo sy ireo siny nampiasaina mba handrarahana ireo fanatitra sotroina"
# Tsy maintsy saronan'izy ireo...ireo
Eto ny hoe "ireo" dia manondro ireo lovia, ireo sotro, ireo lovia jobo, ary ireo siny."
# Tsy maintsy misy mofo foana eo
"Tsy maintsy misy mofo lalandava eo"
# lamba jaky
"lamba mena"
# apetany ireo bao
Ireo bao dia napetaka tao amin'ny mason-drojo eo amin'ireo zoron-databatra mba ho azo ampiasaina hilanjana ny latabatra ireo bao. Io dia afaka ambara mazava. DH: "napetaka tao amin'ireo mason-drojo teo amin'ireo zoron-databatra ireo bao"