plt_tn/num/04/07.md

883 B

ny mofon'ny fanatrehana

Io mofo io dia manambara ny fanatrehan'i Yaveh. DH: "ny mofon'ny fanatrehan'i Yaveh"

tsy maintsy mametraka...eo ambonin'izany

Eto ny hoe "izany" dia manondro ny lamba manga.

ireo lovia boribory, ary siny fandrarahana

Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "ireo lovia jobo sy ireo siny nampiasaina mba handrarahana ireo fanatitra sotroina"

Tsy maintsy saronan'izy ireo...ireo

Eto ny hoe "ireo" dia manondro ireo lovia, ireo sotro, ireo lovia jobo, ary ireo siny."

Tsy maintsy misy mofo foana eo

"Tsy maintsy misy mofo lalandava eo"

lamba jaky

"lamba mena"

apetany ireo bao

Ireo bao dia napetaka tao amin'ny mason-drojo eo amin'ireo zoron-databatra mba ho azo ampiasaina hilanjana ny latabatra ireo bao. Io dia afaka ambara mazava. DH: "napetaka tao amin'ireo mason-drojo teo amin'ireo zoron-databatra ireo bao"