# ny mofon'ny fanatrehana Io mofo io dia manambara ny fanatrehan'i Yaveh. DH: "ny mofon'ny fanatrehan'i Yaveh" # tsy maintsy mametraka...eo ambonin'izany Eto ny hoe "izany" dia manondro ny lamba manga. # ireo lovia boribory, ary siny fandrarahana Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "ireo lovia jobo sy ireo siny nampiasaina mba handrarahana ireo fanatitra sotroina" # Tsy maintsy saronan'izy ireo...ireo Eto ny hoe "ireo" dia manondro ireo lovia, ireo sotro, ireo lovia jobo, ary ireo siny." # Tsy maintsy misy mofo foana eo "Tsy maintsy misy mofo lalandava eo" # lamba jaky "lamba mena" # apetany ireo bao Ireo bao dia napetaka tao amin'ny mason-drojo eo amin'ireo zoron-databatra mba ho azo ampiasaina hilanjana ny latabatra ireo bao. Io dia afaka ambara mazava. DH: "napetaka tao amin'ireo mason-drojo teo amin'ireo zoron-databatra ireo bao"