plt_tn/num/03/09.md

16 lines
434 B
Markdown

# Aoka hatolotrao
Ny "-ao" dia manondro an'i Mosesy.
# Atolotra manontolo izy ireo
DH: "Efa nomeko manontolo izy ireo"
# izay olon-kafa manakaiky dia tsy maintsy vonoina ho faty
DH: "tsy maintsy vonoinareo izay olon-kafa manatona" na "izay olon-kafa manatona dia tsy maintsy ho faty"
# fa izay olona hafa firenena manakaiky
Ny tena hevitr'io fanambarana io dia afaka azavaina. DH: "nefa izay olon-kafa manatona ny tabernakely"