# Aoka hatolotrao Ny "-ao" dia manondro an'i Mosesy. # Atolotra manontolo izy ireo DH: "Efa nomeko manontolo izy ireo" # izay olon-kafa manakaiky dia tsy maintsy vonoina ho faty DH: "tsy maintsy vonoinareo izay olon-kafa manatona" na "izay olon-kafa manatona dia tsy maintsy ho faty" # fa izay olona hafa firenena manakaiky Ny tena hevitr'io fanambarana io dia afaka azavaina. DH: "nefa izay olon-kafa manatona ny tabernakely"