plt_tn/num/03/09.md

434 B

Aoka hatolotrao

Ny "-ao" dia manondro an'i Mosesy.

Atolotra manontolo izy ireo

DH: "Efa nomeko manontolo izy ireo"

izay olon-kafa manakaiky dia tsy maintsy vonoina ho faty

DH: "tsy maintsy vonoinareo izay olon-kafa manatona" na "izay olon-kafa manatona dia tsy maintsy ho faty"

fa izay olona hafa firenena manakaiky

Ny tena hevitr'io fanambarana io dia afaka azavaina. DH: "nefa izay olon-kafa manatona ny tabernakely"