plt_tn/num/01/50.md

623 B

ny tabernakelin'ny didim-panekena

Ny tabernakely ihany koa dia antsoina amin'io anarana lava be io satria ny fiara misy ny lalàn'Andriamanitra no nipetraka tao anatin'izany.

zavatra rehetra ao amin'izany

Eto ny hoe "izany" dia manondro ny tabernakely.

Aoka hilanja ny tabernakely ny Levita

Asan'izy ireo ny milanja ny tabernakely rehefa mandeha izy ireo. DH: "Rehefa mandeha ianareo, dia ny Levita no tsy maintsy milanja ny tabernakely"

hitoby manodidina izany izy ireo

Io dia midika fa tokony hanangana ny lain'izy ireo manodidina ny tabernakely izy ireo. DH: "atsangana manodidina izany ny lain'izy ireo"