# ny tabernakelin'ny didim-panekena Ny tabernakely ihany koa dia antsoina amin'io anarana lava be io satria ny fiara misy ny lalàn'Andriamanitra no nipetraka tao anatin'izany. # zavatra rehetra ao amin'izany Eto ny hoe "izany" dia manondro ny tabernakely. # Aoka hilanja ny tabernakely ny Levita Asan'izy ireo ny milanja ny tabernakely rehefa mandeha izy ireo. DH: "Rehefa mandeha ianareo, dia ny Levita no tsy maintsy milanja ny tabernakely" # hitoby manodidina izany izy ireo Io dia midika fa tokony hanangana ny lain'izy ireo manodidina ny tabernakely izy ireo. DH: "atsangana manodidina izany ny lain'izy ireo"