plt_tn/num/01/50.md

16 lines
623 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny tabernakelin'ny didim-panekena
Ny tabernakely ihany koa dia antsoina amin'io anarana lava be io satria ny fiara misy ny lalàn'Andriamanitra no nipetraka tao anatin'izany.
# zavatra rehetra ao amin'izany
Eto ny hoe "izany" dia manondro ny tabernakely.
# Aoka hilanja ny tabernakely ny Levita
Asan'izy ireo ny milanja ny tabernakely rehefa mandeha izy ireo. DH: "Rehefa mandeha ianareo, dia ny Levita no tsy maintsy milanja ny tabernakely"
# hitoby manodidina izany izy ireo
Io dia midika fa tokony hanangana ny lain'izy ireo manodidina ny tabernakely izy ireo. DH: "atsangana manodidina izany ny lain'izy ireo"