plt_tn/neh/13/30.md

560 B

Toy izany no nandiovako azy ireny

"amin'izany fomba izany no handiovako azy ireo"

nametraka ireo adidin'ireo mpisorona sy ireo Levita

"nilaza tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay tokony ataon'izy ireo"

Namatsy tamin'ny fotoana voatondro ny fanatitra

"niantoka ny famatsiana kitay ho an'ny fanatitra kitay aho"

ireo voaloham-bokatra

"ho an'ny fanatitra voaloham-bokatra amin'ny fotoam-piotazana"

Tsarovy amin'ny tsara aho, ry Andriamanitro

"Saino ny momba izay efa vitako, ry Andriamanitra, ary tahio aho noho ireo zava-tsoa efa nataoko"