plt_tn/neh/13/30.md

20 lines
560 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Toy izany no nandiovako azy ireny
"amin'izany fomba izany no handiovako azy ireo"
# nametraka ireo adidin'ireo mpisorona sy ireo Levita
"nilaza tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay tokony ataon'izy ireo"
# Namatsy tamin'ny fotoana voatondro ny fanatitra
"niantoka ny famatsiana kitay ho an'ny fanatitra kitay aho"
# ireo voaloham-bokatra
"ho an'ny fanatitra voaloham-bokatra amin'ny fotoam-piotazana"
# Tsarovy amin'ny tsara aho, ry Andriamanitro
"Saino ny momba izay efa vitako, ry Andriamanitra, ary tahio aho noho ireo zava-tsoa efa nataoko"