# Toy izany no nandiovako azy ireny "amin'izany fomba izany no handiovako azy ireo" # nametraka ireo adidin'ireo mpisorona sy ireo Levita "nilaza tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay tokony ataon'izy ireo" # Namatsy tamin'ny fotoana voatondro ny fanatitra "niantoka ny famatsiana kitay ho an'ny fanatitra kitay aho" # ireo voaloham-bokatra "ho an'ny fanatitra voaloham-bokatra amin'ny fotoam-piotazana" # Tsarovy amin'ny tsara aho, ry Andriamanitro "Saino ny momba izay efa vitako, ry Andriamanitra, ary tahio aho noho ireo zava-tsoa efa nataoko"