plt_tn/neh/13/28.md

585 B

Joiada ... Eliasiba ... Sanbala

Ireo dia anaran-dehilahy.

Horonita

olona avy ao amin'ny tanànan'i Beti-Horona

nampandosiriko tamin'ny fanatrehako izy

"norohasiko izy" na "nataoko nandao an'i Jerosalema izy"

Tsarovy izy ireny

"tadidio ny zavatra efa vitan'izy ireny" na "tsarovy ny momba azy ireny"

efa nandoto ny fisoronana

"nataon'izy ireo maloto tao an-tsainareo ireo mpisorona sy ireo asan'izy ireo"

sy ny faneken'ny fisoronana ary ireo Levita.

nataon'izy ireo maloto tao an-tsainareo ny fanekena izay nataonareo niaraka tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita"