plt_tn/neh/13/28.md

24 lines
585 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Joiada ... Eliasiba ... Sanbala
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Horonita
olona avy ao amin'ny tanànan'i Beti-Horona
# nampandosiriko tamin'ny fanatrehako izy
"norohasiko izy" na "nataoko nandao an'i Jerosalema izy"
# Tsarovy izy ireny
"tadidio ny zavatra efa vitan'izy ireny" na "tsarovy ny momba azy ireny"
# efa nandoto ny fisoronana
"nataon'izy ireo maloto tao an-tsainareo ireo mpisorona sy ireo asan'izy ireo"
# sy ny faneken'ny fisoronana ary ireo Levita.
nataon'izy ireo maloto tao an-tsainareo ny fanekena izay nataonareo niaraka tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita"