# Joiada ... Eliasiba ... Sanbala Ireo dia anaran-dehilahy. # Horonita olona avy ao amin'ny tanĂ nan'i Beti-Horona # nampandosiriko tamin'ny fanatrehako izy "norohasiko izy" na "nataoko nandao an'i Jerosalema izy" # Tsarovy izy ireny "tadidio ny zavatra efa vitan'izy ireny" na "tsarovy ny momba azy ireny" # efa nandoto ny fisoronana "nataon'izy ireo maloto tao an-tsainareo ireo mpisorona sy ireo asan'izy ireo" # sy ny faneken'ny fisoronana ary ireo Levita. nataon'izy ireo maloto tao an-tsainareo ny fanekena izay nataonareo niaraka tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita"