plt_tn/neh/13/25.md

20 lines
850 B
Markdown

# Nifanatrika tamin'izy ireo aho
"niresaka nivantana tamin'izy ireo momban'izay efa vitan'izy ireo aho"
# namely ny sasany tamin'izy ireo
tamin'ny tanany
# Nampianiana azy ireo tamin'Andriamanitra aho
"nataoko nianiana teo anatrehan'Andriamanitra izy ireo"
# Moa tsy nanota tamin'ireo vehivavy ireo ve i Solomona mpanjakan'Israely?
Nibedy ireo lehilahy i Nehemia. Azo avadika ho fanambarana izany. DH: "Ianareo dia mahafantatra fa i Solomona mpanjaka dia nanota tamin'ireo vehivavy ireo"
# Moa ve tokony hihaino anao izahay ka hanao izany ratsy lehibe izany, ka mivadika amin'ny Andriamanitsika amin'ny fakàna vehivavy hafa firenena ho vady?"
Nibedy ireo lehilahy i Nehemia. Azo avadika ho fanambarana izany. DH: "Tsy hihaino anareo na hanao asa ratsy lehibe na hamitaka ny Andriamanitray amin'ny fanambadia vehivavy hafa firenena izahay."