plt_tn/neh/13/25.md

850 B

Nifanatrika tamin'izy ireo aho

"niresaka nivantana tamin'izy ireo momban'izay efa vitan'izy ireo aho"

namely ny sasany tamin'izy ireo

tamin'ny tanany

Nampianiana azy ireo tamin'Andriamanitra aho

"nataoko nianiana teo anatrehan'Andriamanitra izy ireo"

Moa tsy nanota tamin'ireo vehivavy ireo ve i Solomona mpanjakan'Israely?

Nibedy ireo lehilahy i Nehemia. Azo avadika ho fanambarana izany. DH: "Ianareo dia mahafantatra fa i Solomona mpanjaka dia nanota tamin'ireo vehivavy ireo"

Moa ve tokony hihaino anao izahay ka hanao izany ratsy lehibe izany, ka mivadika amin'ny Andriamanitsika amin'ny fakàna vehivavy hafa firenena ho vady?"

Nibedy ireo lehilahy i Nehemia. Azo avadika ho fanambarana izany. DH: "Tsy hihaino anareo na hanao asa ratsy lehibe na hamitaka ny Andriamanitray amin'ny fanambadia vehivavy hafa firenena izahay."