# Nifanatrika tamin'izy ireo aho "niresaka nivantana tamin'izy ireo momban'izay efa vitan'izy ireo aho" # namely ny sasany tamin'izy ireo tamin'ny tanany # Nampianiana azy ireo tamin'Andriamanitra aho "nataoko nianiana teo anatrehan'Andriamanitra izy ireo" # Moa tsy nanota tamin'ireo vehivavy ireo ve i Solomona mpanjakan'Israely? Nibedy ireo lehilahy i Nehemia. Azo avadika ho fanambarana izany. DH: "Ianareo dia mahafantatra fa i Solomona mpanjaka dia nanota tamin'ireo vehivavy ireo" # Moa ve tokony hihaino anao izahay ka hanao izany ratsy lehibe izany, ka mivadika amin'ny Andriamanitsika amin'ny fakàna vehivavy hafa firenena ho vady?" Nibedy ireo lehilahy i Nehemia. Azo avadika ho fanambarana izany. DH: "Tsy hihaino anareo na hanao asa ratsy lehibe na hamitaka ny Andriamanitray amin'ny fanambadia vehivavy hafa firenena izahay."