plt_tn/neh/13/21.md

8 lines
354 B
Markdown

# Nahoana ianareo no mitoby ivelan'ny manda?
Nametraka io fanontaniana io i Nehemia, tsy hiandry valiny fa hitenenana mafy ireo mpivrotra ary hanamafisana ny didiny. DH: "nitoby ivelan'ny manda tsy araka izay efa nandidiko ianareo."
# hikasi-tanana anareo aho!
Ny teny "tanana" eto dia sarinteny hilazana fanerena. DH: "ho rohasiko an-kery ianareo!"