plt_tn/neh/13/21.md

354 B

Nahoana ianareo no mitoby ivelan'ny manda?

Nametraka io fanontaniana io i Nehemia, tsy hiandry valiny fa hitenenana mafy ireo mpivrotra ary hanamafisana ny didiny. DH: "nitoby ivelan'ny manda tsy araka izay efa nandidiko ianareo."

hikasi-tanana anareo aho!

Ny teny "tanana" eto dia sarinteny hilazana fanerena. DH: "ho rohasiko an-kery ianareo!"