# Nahoana ianareo no mitoby ivelan'ny manda? Nametraka io fanontaniana io i Nehemia, tsy hiandry valiny fa hitenenana mafy ireo mpivrotra ary hanamafisana ny didiny. DH: "nitoby ivelan'ny manda tsy araka izay efa nandidiko ianareo." # hikasi-tanana anareo aho! Ny teny "tanana" eto dia sarinteny hilazana fanerena. DH: "ho rohasiko an-kery ianareo!"