plt_tn/neh/13/19.md

458 B

Raha vantany vao maizina ... talohan'ny Sabata

"Rehefa niletika ny masoandro ... ary fotoana hanombohan'ny Sabata"

hikatonan'ireo varavarana sy ny tsy tokony hisokafan'ireny

DH: "hanakatonan'ny mpiambina ireo varavarana ary tsy hanokafany azy mandra-pa"

tsy hisian'ny entana ho afaka entina miditra

DH: "tsy misy afaka mitondra ny zavatra tiany ho varotana

mpivarotra karazan'entana rehetra

"ireo olona izay nitondra karazan-javatra ho amidy"