# Raha vantany vao maizina ... talohan'ny Sabata "Rehefa niletika ny masoandro ... ary fotoana hanombohan'ny Sabata" # hikatonan'ireo varavarana sy ny tsy tokony hisokafan'ireny DH: "hanakatonan'ny mpiambina ireo varavarana ary tsy hanokafany azy mandra-pa" # tsy hisian'ny entana ho afaka entina miditra DH: "tsy misy afaka mitondra ny zavatra tiany ho varotana # mpivarotra karazan'entana rehetra "ireo olona izay nitondra karazan-javatra ho amidy"