plt_tn/neh/13/19.md

16 lines
458 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha vantany vao maizina ... talohan'ny Sabata
"Rehefa niletika ny masoandro ... ary fotoana hanombohan'ny Sabata"
# hikatonan'ireo varavarana sy ny tsy tokony hisokafan'ireny
DH: "hanakatonan'ny mpiambina ireo varavarana ary tsy hanokafany azy mandra-pa"
# tsy hisian'ny entana ho afaka entina miditra
DH: "tsy misy afaka mitondra ny zavatra tiany ho varotana
# mpivarotra karazan'entana rehetra
"ireo olona izay nitondra karazan-javatra ho amidy"