plt_tn/neh/13/12.md

419 B

ny Joda rehetra

Ny anaran'ilay tany dia sarinteny ilazana ny mponina ao amin'ilay tany. DH: "ny olona rehetra nipetraka tao Joda"

Selemia ... Zadoka ... Pedaia ... Hanana ... Zakora ... Matania

Ireo dia anaran-dehilahy.

izy ireo no voalaza ho mendri-pitokisana

DH: "fantatro fa azo hitokisako izy ireo"

Tsarovy aho, ry Andriamanitro, mahakasika izany

"Ry Andriamanitro, tsasovy ny momba ahy amin'izany."