# ny Joda rehetra Ny anaran'ilay tany dia sarinteny ilazana ny mponina ao amin'ilay tany. DH: "ny olona rehetra nipetraka tao Joda" # Selemia ... Zadoka ... Pedaia ... Hanana ... Zakora ... Matania Ireo dia anaran-dehilahy. # izy ireo no voalaza ho mendri-pitokisana DH: "fantatro fa azo hitokisako izy ireo" # Tsarovy aho, ry Andriamanitro, mahakasika izany "Ry Andriamanitro, tsasovy ny momba ahy amin'izany."