plt_tn/neh/13/12.md

16 lines
419 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny Joda rehetra
Ny anaran'ilay tany dia sarinteny ilazana ny mponina ao amin'ilay tany. DH: "ny olona rehetra nipetraka tao Joda"
# Selemia ... Zadoka ... Pedaia ... Hanana ... Zakora ... Matania
Ireo dia anaran-dehilahy.
# izy ireo no voalaza ho mendri-pitokisana
DH: "fantatro fa azo hitokisako izy ireo"
# Tsarovy aho, ry Andriamanitro, mahakasika izany
"Ry Andriamanitro, tsasovy ny momba ahy amin'izany."