plt_tn/neh/13/04.md

16 lines
560 B
Markdown

# io io Eliasiba mpisorona io dia voatendry
DH: "notendren'izy ireo i Eliasiba mpisorona" na "ireo mpitarika dia nanendry an'i Eliasiba mpisorona"
# Izy dia nanana fifandraisana tamin'i Tobia
"niara-niasa akaiky i Eliasiba sy i Tobia"
# Nikarakara efitrano fitehirizana lehibe ho an'i Tobia i Eliasiba
"Nanomana efitrano fitehirizana lehibe ho ampiasain'i Tobia i Nehemia"
# ireo mpiandryt vavahady
tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.