# io io Eliasiba mpisorona io dia voatendry DH: "notendren'izy ireo i Eliasiba mpisorona" na "ireo mpitarika dia nanendry an'i Eliasiba mpisorona" # Izy dia nanana fifandraisana tamin'i Tobia "niara-niasa akaiky i Eliasiba sy i Tobia" # Nikarakara efitrano fitehirizana lehibe ho an'i Tobia i Eliasiba "Nanomana efitrano fitehirizana lehibe ho ampiasain'i Tobia i Nehemia" # ireo mpiandryt vavahady tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanĂ na na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.