plt_tn/neh/13/04.md

560 B

io io Eliasiba mpisorona io dia voatendry

DH: "notendren'izy ireo i Eliasiba mpisorona" na "ireo mpitarika dia nanendry an'i Eliasiba mpisorona"

Izy dia nanana fifandraisana tamin'i Tobia

"niara-niasa akaiky i Eliasiba sy i Tobia"

Nikarakara efitrano fitehirizana lehibe ho an'i Tobia i Eliasiba

"Nanomana efitrano fitehirizana lehibe ho ampiasain'i Tobia i Nehemia"

ireo mpiandryt vavahady

tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.