plt_tn/neh/12/44.md

20 lines
790 B
Markdown

# ireo lehilahy notendrena hisahana
DH: "nanendry lehilahy hisahana ny ... izy ireo"
# rakitra
Ireo zavatra izay omen'ny olona ho an'ireo mpisorona.
# nifaly tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay nijoro teo anoloan'izy ireo i Joda
Tsikaritra fa notendren'ny olona ireo lehiahy ireo satria ny vahoakan'ny Joda dia faly tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay nanao ny asa fanompoana.
# izay nijoro teo anoloan'izy ireo
Tsy nijoro fotsiny ireo Levita sy ireo mpisorona, fa nanompo ihany koa izy ireo tao anaty akanjo lavan'izy ireo. DH: "izay nijoro teo anatrehan'izy ireo hanompo an'Andriamanitra."
# ireo mpiandry vavahady
tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra. Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.