# ireo lehilahy notendrena hisahana DH: "nanendry lehilahy hisahana ny ... izy ireo" # rakitra Ireo zavatra izay omen'ny olona ho an'ireo mpisorona. # nifaly tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay nijoro teo anoloan'izy ireo i Joda Tsikaritra fa notendren'ny olona ireo lehiahy ireo satria ny vahoakan'ny Joda dia faly tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay nanao ny asa fanompoana. # izay nijoro teo anoloan'izy ireo Tsy nijoro fotsiny ireo Levita sy ireo mpisorona, fa nanompo ihany koa izy ireo tao anaty akanjo lavan'izy ireo. DH: "izay nijoro teo anatrehan'izy ireo hanompo an'Andriamanitra." # ireo mpiandry vavahady tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanĂ na na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra. Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.