plt_tn/neh/12/44.md

790 B

ireo lehilahy notendrena hisahana

DH: "nanendry lehilahy hisahana ny ... izy ireo"

rakitra

Ireo zavatra izay omen'ny olona ho an'ireo mpisorona.

nifaly tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay nijoro teo anoloan'izy ireo i Joda

Tsikaritra fa notendren'ny olona ireo lehiahy ireo satria ny vahoakan'ny Joda dia faly tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay nanao ny asa fanompoana.

izay nijoro teo anoloan'izy ireo

Tsy nijoro fotsiny ireo Levita sy ireo mpisorona, fa nanompo ihany koa izy ireo tao anaty akanjo lavan'izy ireo. DH: "izay nijoro teo anatrehan'izy ireo hanompo an'Andriamanitra."

ireo mpiandry vavahady

tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra. Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.