plt_tn/neh/12/38.md

12 lines
402 B
Markdown

# Nanaraka azy ireo ... aho
Nanaraka azy ireo i Nehemia
# Tilikambon'ny Fatana ... Tilikambon'i Hananela ... Tilikambon-Jato
Ireo ny anaran'ireo fitoerana avo izay hiambenan'ny olona amin'ny fanafihana na loza.
# ny Vavahadin'i Efraima ... ny Vavahady Taloha ... 'ny Vavahadin'ny Hazan-drano ... ny Vavahadin'ny Ondry ... am-Bavahadin'ny Mpiambina
Ireo no anaran'ireo vavahady eo amin'ilay manda.