# Nanaraka azy ireo ... aho Nanaraka azy ireo i Nehemia # Tilikambon'ny Fatana ... Tilikambon'i Hananela ... Tilikambon-Jato Ireo ny anaran'ireo fitoerana avo izay hiambenan'ny olona amin'ny fanafihana na loza. # ny Vavahadin'i Efraima ... ny Vavahady Taloha ... 'ny Vavahadin'ny Hazan-drano ... ny Vavahadin'ny Ondry ... am-Bavahadin'ny Mpiambina Ireo no anaran'ireo vavahady eo amin'ilay manda.