plt_tn/neh/12/38.md

402 B

Nanaraka azy ireo ... aho

Nanaraka azy ireo i Nehemia

Tilikambon'ny Fatana ... Tilikambon'i Hananela ... Tilikambon-Jato

Ireo ny anaran'ireo fitoerana avo izay hiambenan'ny olona amin'ny fanafihana na loza.

ny Vavahadin'i Efraima ... ny Vavahady Taloha ... 'ny Vavahadin'ny Hazan-drano ... ny Vavahadin'ny Ondry ... am-Bavahadin'ny Mpiambina

Ireo no anaran'ireo vavahady eo amin'ilay manda.