plt_tn/neh/12/27.md

8 lines
282 B
Markdown

# Tamin'ny fanokanana ny mandan'i Jerosalema
Ireto avy ny mety azo andikana azy 1) "tamin'ny fotoana nanokanana ny mandan'i Jerosalema" na 2) "mba ho tanteraka ny fanokanana ny mandan'i Jerosalema."
# kipantsona
Vy fisaka boribory anakiroa izay velesina miaraka mba hamoaka feo.