Tamin'ny fanokanana ny mandan'i Jerosalema
Ireto avy ny mety azo andikana azy 1) "tamin'ny fotoana nanokanana ny mandan'i Jerosalema" na 2) "mba ho tanteraka ny fanokanana ny mandan'i Jerosalema."
kipantsona
Vy fisaka boribory anakiroa izay velesina miaraka mba hamoaka feo.