# Tamin'ny fanokanana ny mandan'i Jerosalema Ireto avy ny mety azo andikana azy 1) "tamin'ny fotoana nanokanana ny mandan'i Jerosalema" na 2) "mba ho tanteraka ny fanokanana ny mandan'i Jerosalema." # kipantsona Vy fisaka boribory anakiroa izay velesina miaraka mba hamoaka feo.