plt_tn/neh/11/17.md

20 lines
549 B
Markdown

# Matania ... Mika ... Zabdy ... Bakbokia ... Abda ... Samoa ... Galala ... Jedotona.
Ireo dia anaran-dehilahy.
# izay nanomboka ny fanoloram-pisaorana tamin'ny vavaka
izay nitarika ireo mpihira
# Bakbokia, faharoa amin'ireo rahalahiny
Ireto avy ny mety ho dikany 1) Bakbokia dia rain'i Matania ary manam-pahefana faharoa amin'i Matania na 2) Nitarika ireo vondrona mpihira faharoa i Bakbodia. "
# ireo rahalahy
Ny dika hafa ihany koa dia "mpiara-miasa" na "namana mpiara-miasa"
# ny tanàna masina
Manondro ny tanànan'i Jerosalema izany.