# Matania ... Mika ... Zabdy ... Bakbokia ... Abda ... Samoa ... Galala ... Jedotona. Ireo dia anaran-dehilahy. # izay nanomboka ny fanoloram-pisaorana tamin'ny vavaka izay nitarika ireo mpihira # Bakbokia, faharoa amin'ireo rahalahiny Ireto avy ny mety ho dikany 1) Bakbokia dia rain'i Matania ary manam-pahefana faharoa amin'i Matania na 2) Nitarika ireo vondrona mpihira faharoa i Bakbodia. " # ireo rahalahy Ny dika hafa ihany koa dia "mpiara-miasa" na "namana mpiara-miasa" # ny tanàna masina Manondro ny tanànan'i Jerosalema izany.