plt_tn/neh/11/17.md

549 B

Matania ... Mika ... Zabdy ... Bakbokia ... Abda ... Samoa ... Galala ... Jedotona.

Ireo dia anaran-dehilahy.

izay nanomboka ny fanoloram-pisaorana tamin'ny vavaka

izay nitarika ireo mpihira

Bakbokia, faharoa amin'ireo rahalahiny

Ireto avy ny mety ho dikany 1) Bakbokia dia rain'i Matania ary manam-pahefana faharoa amin'i Matania na 2) Nitarika ireo vondrona mpihira faharoa i Bakbodia. "

ireo rahalahy

Ny dika hafa ihany koa dia "mpiara-miasa" na "namana mpiara-miasa"

ny tanàna masina

Manondro ny tanànan'i Jerosalema izany.